|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fafana
Fototeny  2  fafa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Esorina ny loto, ny fako amin' ny zavatra na toerana iray: Fafao tsara ny efitrano fandriana
Faohina: Efa nofafako ny latabatra
Alaina tsy misy avala na kely aza: Nofafan' ny mpangalatra ny entanay tany ambanivohitra
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2, 1.7] to be swept
6  [1.2] to be wiped, to be cleared off
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3, 1.8, 1.5] qu'on balaie
8  [1.3, 1.8] qu'on essuie
9  [1.3] qu'on raffle: Nofafan' ny tompon-trosa ny fananako rehetra (Mon créancier a rafflé tous mes biens)
Ohatra  10  [2.332#26] Ary isaky ny maloto, dia tsy maintsy fafana.
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)16  fafana
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18  [1.78] [Taimoro, Bezanozano, Sihanaka] hazofisaka
19  [1.78] [Tanala] hazo fisaka fanaovana gorodon-trano
20  [1.1] Hazo fisaka natao solontsolaitra nanoratana tamin' ny andro taloha: Nasiana menaka kely aloha ny fafana, isaky ny anoratana, dia norarahana vovoka
Fanazavàna teny anglisy  21  [1.2] a piece of board for writing on, a lesson-board, a blackboard.
Fanazavàna teny frantsay  22  [1.3] tablette des anciens pour écrire
23  [1.19, 1.5, 1.13] [Tankarana] planche
24  [1.19] [Tankarana] madrier mince.
Ohatra  25  [2.529#15] Nanao fafana no raharahan-dRatompokolahy fahavelony.
Kamban-teny 

Teny iditra (3/3)28  fafana
Sokajin-teny  29  anarana
Fanazavàna teny malagasy  30  [1.1] Fofona manitra mamerovero mandraraka eran' ny toerana izay
Fanazavàna teny frantsay  31  [1.3#136] odeur
Haiendriteny 
32  Tsotra :
Sampanteny 
33  Matoantenin' ny mpanao :
34  Matoantenin' ny fameno :
35  Anarana :

Fivaditsoratra  36  afafan, fafana, fanafa, nafafa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21