|
|
|
|

Teny iditra1  fafazo
Sokajin-teny  2  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana fafazana [Fitanisana]
Ohatra  3  [1.3#137] fafazo rano ny tsihy (Eparpillez de l’eau sur la natte)
4  [2.424#] Alohan'ny handehanana eny an-tsaha na any anaty ala izay ahitana be indrindra ireo dia fafazo solifara ny hoditra - indrindra ny ranjo na ny kitrokely, hatotanana, andilana ary ny tenda.
Fototeny  5  fafy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11