Teny iditra fafimamy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Fomba famafazana vary, tsy mba haketsa ny vary fa izy hafafy mahalankalana iny dia efa masaka vao jinjaina [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31