Teny iditra | 1 fahadalana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 adala |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2] foolishness |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3] La folie, la sottise, l'imbécilité |
Ohatra |
8 [2.470] Nahoana izy no nahazo fahadalana amin' ny fisotroana?
9 [2.471] Onena ny fahadalako izy. 10 [2.48] mahefany famonoan'olona, ny fandalsahana ny varatra, ny fankarariana, ny fandemen' olona, ny fahadalan' olona, ». |
Tovy hevitra | 11 hadalana |
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny fahadalana io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |