Teny iditra | 1 fahadimampolo |
Fototeny | 2 dimampolo |
Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 fiftieth [3.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 cinquantième [3.1] |
Ohatra |
6 Matanjaka sy be sandry noho izy Ramanambeloma na dia eo amin' ny fahadimampolon' ny taonany eo ho eo aza. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 9 fahadimam-polo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |