Teny iditra (1/2) | 1 fahadimy |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza ny laharana manarakaraka ny fahefatra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] the fifth |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] cinquième |
Ohatra |
6 [2.356] Ruth no fahaefatra ary i Maman ity fahadimy. |
Voambolana |
7 Matematika: rafitrisa |
Fototeny | 8 dimy |
Mpanahaka | 9 ampahadimy, ampahadiminy |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 12 fahadimy |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
14 [1.2] five fathoms |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3] cinq brasses |
Voambolana |
16 Toerana |
Fototeny | 17 dimy |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 19 fahadimy, hifadiam, mahadify, mahafidy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |