Teny iditra (1/2) | 1 fahadimy |
Fototeny | 2 dimy |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza ny laharana manarakaraka ny fahefatra |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] the fifth |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] cinquième |
Ohatra |
7 Ruth no fahaefatra ary i Maman ity fahadimy. [2.356] |
Voambolana |
8 Matematika: rafitrisa |
Mpanahaka | 9 ampahadimy, ampahadiminy |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 12 fahadimy |
Fototeny | 13 dimy |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
15 [1.2] five fathoms |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.3] cinq brasses |
Voambolana |
17 Toerana |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 19 fahadimy, hifadiam, mahadify, mahafidy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |