|
|
|
|

Teny iditra1  fahafehezana
Sokajin-teny  2  anarana
Ohatra  3  [4.27] Mitaky fahafehezana ny foto-javatra amin' ny lafiny teknika anefa izany, fahafehezana izay tsy ananan' ny ankamaroan' ny mpikambana ao amin' ny parlemanta eto amintsika indrisy.
Fototeny  4  fehy
Haiendriteny 
5  Tsotra :
6  Tovonana :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11