Teny iditra | fahafinaretana (finaritra) | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Famaritana malagasy | Hafaliana: Akory ny fahafinaretako namaky ny taratasinareo, ry Dada sy Neny ¶ Hasambarana, fahasambarana, fahatretrehana: Ao anatin' ny fifankatiavana ihany no misy ny fahafinaretana [Rajemisa 1985] | ||||||||
Fandikana anglisy | pleasure, happiness [Hallanger 1973] | ||||||||
Fandikana frantsay | le plaisir, la joie, l'agrément, le bonheur [Abinal 1888] | ||||||||
plaisir, bonheur [Hallanger 1974] | |||||||||
Voambolana | Ontam-po | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny mitovy hevitra | hafinaretana | ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Sary |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |