Teny iditra | 1 fahafiry |
Fototeny | 2 firy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Enti-manontany laharana: Fahafiry ny fiarakodia nentinao tamin' ilay hazakazak' aotomobilina farany teo? Enti-milaza fahakelezana na fahatsinontsinona miolotra na mitaha amin' ny...: Tsy fahafirin' ny olo-mahay eto amin' ny Nosy ianao fa aza mieboebo toy izao |
Ohatra |
5 fahafiry izy? (What number is it?) [1.2] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |