Teny iditra | fahafito (fito) | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny laharana manarakaraka ny fahenina [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | The seventh [1.2] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Septième [1.3] | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Voambolana | Matematika: rafitrisa | ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Teny iditra | fahafito (fito) | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Seven fathoms. [1.2] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Sept brasses [1.3] | ||||||
Voambolana | Toerana | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/03 |