Teny iditra (1/2) | 1 fahafito |
Fototeny | 2 fito |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza ny laharana manarakaraka ny fahenina |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] the seventh |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] septième |
Ohatra |
7 Nigadona ny fahafito taonako. [2.529] 8 Ny Tono manimanitra no heverina eto fa tokony fahafito. [2.245] 9 dia andro tsara indray ny fahafito sy ny fahavalo ary ny fahasivy indray dia andro ratsy; [2.508] |
Voambolana |
10 Matematika: rafitrisa |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 13 fahafito |
Fototeny | 14 fito |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
16 [1.2] seven fathoms. |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.3] sept brasses |
Voambolana |
18 Toerana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |