Teny iditra | 1 fahagola |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra na tambinteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] taloha efa lasa ela be: Tsy fantatra izay nonina tamin' itony tany itony fahagola 4 [1.13] taloha, fahiny |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2#146] anciently, in former times. ancient, very ancient 6 [1.7] in olden times |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] anciennement 8 [1.13] archaïque |
Ohatra |
9 [2.508] Ny mponina fahagola : Ny Vazimba. 10 [2.117#120] Fahagola, hazo lava marani-doha no niasana ny tany. 11 [2.285#235] Tokony ho misy mihitsy fetin' ny santa-bokatra teto Imerina fahiny fahagola. |
Voambolana |
12 Fotoana |
Singan-teny | 13 faha, gola |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 15 fahagolantany |
Mpanahaka | 16 fahiny |
Kamban-teny |
|
Lahatsoratra |
19 Randzavola: fahagola ao amin' ny Baiboly |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |