Teny iditra | 1 fahahiazana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Toetran' ny olona na biby mahia, fisaka sady manify, kaozatra toa tsy misy nofo: Loza ny hahian' ity zaza itỳ (ny hahiazan' itỳ zaza itỳ) fa miseho mitrakitraky ny taolany |
Fototeny | 4 hia |
Tovy hevitra | 5 hahia, hahiazana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |