|
|
|
|

Teny iditra1  fahahiazana
Fototeny  2  hia
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Toetran' ny olona na biby mahia, fisaka sady manify, kaozatra toa tsy misy nofo: Loza ny hahian' ity zaza itỳ (ny hahiazan' itỳ zaza itỳ) fa miseho mitrakitraky ny taolany
Tovy hevitra  5  hahia, hahiazana

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/03