Teny iditra fahalalana (lala)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fahafantarana, fahaizana: Tsy manana fahalalana momba ny fitsaboana aho [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy knowledge, understanding [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Famaritana frantsay connaissance [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23