|
|
|
|

Teny iditra1  fahalavoana
Sokajin-teny  2  anarana
Ohatra  3  [2.4] Hatramin' ny niarenako tamin' ny fahalavoako ka mandra-pandehako, dia nanatrika teo izy, nefa tsy niteny tsy nivolana.
4  [2.245] Niantarafoka: lavo mafy ka andrenesana feo manakoako ilay fahalavoana.
5  [2.499] Ilay voa, notsoahana teo amin' ny fahalavoana mbola tsy simba: indro ao ihany.
Fototeny  6  lavo
Haiendriteny 
7  Tsotra :
8  Tovonana :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny fahalavoana io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11