Teny iditra | 1 fahaleovantena |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1#194] [fahaleovan-tena] Fahafahana mizaka tena ka tsy fehezin' ny hala na miankin-doha amin' ny hafa intsony |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] [fahaleovan-tena] independence |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] [fahaleovan-tena] indépendance 6 [1.5#191] indépendance |
Ohatra |
7 [2.472] nahazo fahaleovantena i Madagasikara. 8 [2.4] Nanara-tsisiny dia nanapaka ny Araben' ny fahaleovantena izahay. 9 [2.503] Adidy masina sady voajanahary tahaka ny fiahiam-bady aman-janaka ny fiarovana ny tanindrazana sy ny firenena ary ny fahaleovantena, ka tsy politika |
Singan-teny | 10 fahaleovana, tena |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |