Teny iditra | 1 fahaleovantena |
Singan-teny | 2 fahaleovana, tena |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1#194][fahaleovan-tena] Fahafahana mizaka tena ka tsy fehezin' ny hala na miankin-doha amin' ny hafa intsony |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7][fahaleovan-tena] independence |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8][fahaleovan-tena] indépendance 7 [1.5#191] indépendance |
Ohatra |
8 nahazo fahaleovantena i Madagasikara. [2.472] 9 Nanara-tsisiny dia nanapaka ny Araben' ny fahaleovantena izahay. [2.4] 10 Adidy masina sady voajanahary tahaka ny fiahiam-bady aman-janaka ny fiarovana ny tanindrazana sy ny firenena ary ny fahaleovantena, ka tsy politika [2.503] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19 |