Teny iditra | 1 fahalotoana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zavatra maloto, fahavetavetana: Milentika anatin' ny fahalotoana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] filthiness |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] saleté |
Ohatra |
6 [2.285#] afoizo hatramin' izao ny fahalotoana fa mahabotry ny taranaka. 7 [2.529#] Zazavavy efa niliba tao anatin' ny fotaky ny fahalotoana no fiheveranao ahy, ary tovolahy tia vola no fahafantarako anao! |
Fototeny | 8 loto |
Tovy hevitra | 9 halotoana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |