|
|
|
|

Teny iditra1  fahalotoana
Fototeny  2  loto
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Zavatra maloto, fahavetavetana: Milentika anatin' ny fahalotoana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] filthiness
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] saleté
Ohatra  7  afoizo hatramin' izao ny fahalotoana fa mahabotry ny taranaka. [2.285#]
8  Zazavavy efa niliba tao anatin' ny fotaky ny fahalotoana no fiheveranao ahy, ary tovolahy tia vola no fahafantarako anao! [2.529#]
Tovy hevitra  9  halotoana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20