Teny iditra fahalozana (loza)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay la gravité du mal, la sévérité, la cruauté [Abinal 1888]
Teny mitovy hevitra halozana
Ohatra 
1Tena fahalozana atao amin' ny tanora izany, sady tsy fahamarinana miharihary atao amin' ny mpiara-monina. [White: Patriarka]
2Ny fahalozana maharo ny ratsy fanahy tsy hahatanteraka ny fikasany, dia tsy fahalozana, fa fahamarinana sy fiantrana kosa. [Rabemolaly: Fary]

2019/10/24