Teny iditra fahalozana (loza)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay La gravité du mal, la sévérité, la cruauté [1.3]
Ohatra Ny fahalozana maharo ny ratsy fanahy tsy hahatanteraka ny fikasany, dia tsy fahalozana, fa fahamarinana sy fiantrana kosa. [2.285]
Tovy hevitra halozana

Nohavaozina tamin' ny 2021/12/17