|
|
|
|

Teny iditra1  fahamalinana
Fototeny  2  malina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Toetran' ny olona malina, izany hoe manao na mandeha amim-pitandremana ka manao toy ny dian-tana: jerena ny aloha, todihina ny ao aoriana. Fitsinjovana ny ho avy sy fisorohana ny loza na fahavoazana mety hihatra ka mahatonga hitandrina tsara: Fahamalinana ny mitondra elo amin' izao fahavaratra izao
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] carefulness, prudence
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] prudence, circonspection
Tovy hevitra  7  hamalinana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20