Teny iditra | fahamaotiana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fotoanan'ny fiainana izay mahatonga fiovana eo amin'ny endrika, feo, toetra sy fiasan'ny taovam-pananahan'ny zaza hiditra ho olon-dehibe [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Puberté [1.13] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |