| Teny iditra | 1 fahamaotinana |
| Fototeny | 2 maotina |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Ohatra |
4 Mbola nanan-tombo aza izy tamin' ny fahalemem-panahy sy ny fahamaotinana.
[2.643#104]
5 Miditra amin' ny fahamaotinana ny tovolahy ka mitsiry fanahy hafahafa, tsy voazavan' ny tsy ampy fahalalana toa azy tantsaha. [2.470#123] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|