Teny iditra fahamaotinana (maotina)
Sokajin-teny anarana
Ohatra 
1Mbola nanan-tombo aza izy tamin' ny fahalemem-panahy sy ny fahamaotinana. [2.643]
2Miditra amin' ny fahamaotinana ny tovolahy ka mitsiry fanahy hafahafa, tsy voazavan' ny tsy ampy fahalalana toa azy tantsaha. [2.470]
Haiendriteny 
Tsotra : fahamaotinana, fahamaotinako, fahamaotinanao, fahamaotinany, fahamaotinantsika, fahamaotinanay, fahamaotinanareo, fahamaotinan', fahamaotinan-, fahamaotinam-, fahamaotina-
Tovonana : -pahamaotinana, -pahamaotinako, -pahamaotinanao, -pahamaotinany, -pahamaotinantsika, -pahamaotinanay, -pahamaotinanareo, -pahamaotinan', -pahamaotinan-, -pahamaotinam-, -pahamaotina-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20