Teny iditra | 1 fahamaotona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Toetran' ny olona maotona, tsy mipelipelika, tsy taitaitra, tony tsara, tsy mandrivotra (andro): Ny hamaoton' ny andro |
Fototeny | 4 maotona |
Tovy hevitra | 5 hamaotona |
Fivaditsoratra | 6 fahamaotona, mahafotoana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |