Teny iditra |
fahamatorana
(matotra)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fandikana frantsay | maturité [Rajaonarimanana 1995]
|
Endriteny |
fahamatorana
fahamatorako
fahamatoranao
fahamatorany
fahamatorantsika
fahamatoranay
fahamatoranareo
fahamatoran'
fahamatoran-
fahamatoram-
fahamatora-
| |
-pahamatorana
-pahamatorako
-pahamatoranao
-pahamatorany
-pahamatorantsika
-pahamatoranay
-pahamatoranareo
-pahamatoran'
-pahamatoran-
-pahamatoram-
-pahamatora-
| |
|
Ohatra | Ny asa fanomanana natao dia hita fa ankamehana sy novonjivonjena ka io no manazava ireo fifanoherana hita ao anatin' io lalàna vaovao io sy ny fahabangana eo amin' ny maha iray ny rijanteny sy ny fahampian' ny fahamatorana amin' ny ankapobeny. [SeFaFi ]
|
|