Teny iditra fahamavomavoana (mavomavo (mavo))
Sokajin-teny anarana
Ohatra hitako fa tsy eo amin' ny hetraketraka sy ny fizahozahoana no akany misy ny fitiavana fa etsy amin'ny fahamavomavoana sy ny fandeferana. [2.895]
Haiendriteny 
Tsotra : fahamavomavoana, fahamavomavoako, fahamavomavoanao, fahamavomavoany, fahamavomavoantsika, fahamavomavoanay, fahamavomavoanareo, fahamavomavoan', fahamavomavoan-, fahamavomavoam-, fahamavomavoa-
Tovonana : -pahamavomavoana, -pahamavomavoako, -pahamavomavoanao, -pahamavomavoany, -pahamavomavoantsika, -pahamavomavoanay, -pahamavomavoanareo, -pahamavomavoan', -pahamavomavoan-, -pahamavomavoam-, -pahamavomavoa-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20