|
|
|
|

Teny iditra1  fahangezana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Halehibeazana: Noentanin' ny fahangezany ny anao ka nieboebo izaitsizy
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#452] La grosseur, la grandeur, l’illustration, la richesse
Ohatra  5  [2.299#] Ny hery sy ny fahangezana, tsy mahaleo ny maka an-drindrany Rohy malemy, tsy afaky ny omby
Fototeny  6  ngeza
Tovy hevitra  7  hangezana
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny fahangezana io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11