| Teny iditra | 1 faharatsiana |
| Fototeny | 2 ratsy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Toetran' ny zavatra na olona ratsy; zava-dratsy, heloka: Diso indray mandeha ve izy dia tsy maintsy hovesarana ny faharatsiana rehetra eto ambonin' ny tany
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 mauvais état, mauvaise qualité, laideur
6 méchanceté, malice, malheur [1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 9 haratsiana |
| Kamban-teny rehetra | 10 fara faharatsiana |
| Fivaditsoratra | faharatsiana, 11 ifaratsahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|