|
|
|
|

Teny iditra1  faharetana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.7] endurance, patience
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.8] persévérance, patience
Ohatra  5  [2.470] Eny, ry Neny, nampianarina ny faharetana aho;
6  [2.296] No mampivaona ny fony aman-tsainy, toa tsy mety hiorim-paka na amin' inona na amin' inona, nefa nalaza ho milanto toetra sy be faharetana teo aloha?
Voambolana  7  Ontam-po
Fototeny  8  aritra
Kamban-teny 
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny faharetana io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11