|
|
|
|

Teny iditra1  faharetana
Fototeny  2  aritra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] endurance, patience
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] persévérance, patience
Ohatra  6  Eny, ry Neny, nampianarina ny faharetana aho; [2.470]
7  No mampivaona ny fony aman-tsainy, toa tsy mety hiorim-paka na amin' inona na amin' inona, nefa nalaza ho milanto toetra sy be faharetana teo aloha? [2.296]
Voambolana  8  Ontam-po
Kamban-teny 
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny faharetana io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11