Teny iditra faharihitra (rihitra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra marihitra: Raha tianao hitombo ny harihitry ny feta, atao kelikely ny rano [1.1]
Tovy hevitra harihitra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05