Teny iditra | 1 faharoa |
Fototeny | 2 roa |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mitana ny laharana manarakaraka ny voalohany: Ny février no volana faharoa amin' ny taona |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] deuxième, second, seconde |
Ohatra |
6 [2.4] Izay vao nanatona ilay faharoa. 7 [2.471] faharoa : misy sambo hitondranao azy ve? 8 [2.508] Nandefa tafika faharoa Andrianampoinimerina. 9 [2.314] Toa mizara roa mitapaka tsara ny andininy faharoa; |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Fivaditsoratra | 22 afaharo, ahafaro, faharoa, foahara |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |