Teny iditra faharotsaka (rotsaka)
Sokajin-teny anarana
Ohatra Ary ny filenodenoky ny hodi-tavany sy ny faharotsaky ny rantsan-tanany dia mitarika ny saina hanome azy anaram-boninkazo. [2.529]
Haiendriteny 
Tsotra : faharotsaka, faharotsako, faharotsakao, faharotsany, faharotsatsika, faharotsakay, faharotsakareo, faharotsak', faharotsa-, faharotsaky
Tovonana : -paharotsaka, -paharotsako, -paharotsakao, -paharotsany, -paharotsatsika, -paharotsakay, -paharotsakareo, -paharotsak', -paharotsa-, -paharotsaky

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20