|
|
|
|

Teny iditra1  faharovitana
Fototeny  2  rovitra
Sokajin-teny  3  anarana
Ohatra  4  Hitan' ise ve ny faharovitan' ny lamba? [2.499]
5  Ao ny tampina fantatra fa natao noho ny faharovitana, ao kosa ny hita miharihary fa niniana natao [2.4]
Haiendriteny 
6  Tsotra :
7  Tovonana :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11