Teny iditra | fahatairana (taitra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Fihetseham-po mahita na mandre zavatra tampoka tsy nampoizina: Mifoha amim-pahatairana ¶ Fivadiham-po: Tsy hita holazaina ny fahatairako nahita ilay ombalahy be tandroka roa metatra teo anoloako [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | alarm; surprise; excitement [Hallanger 1973] | |
Fandikana frantsay | alerte, alarme, surprise, crainte subite [Hallanger 1974] | |
Voambolana | Ontam-po | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |