Teny iditra fahatairana (taitra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fihetseham-po mahita na mandre zavatra tampoka tsy nampoizina: Mifoha amim-pahatairana
Fivadiham-po: Tsy hita holazaina ny fahatairako nahita ilay ombalahy be tandroka roa metatra teo anoloako [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Alarm; surprise; excitement [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Alerte, alarme, surprise, crainte subite [1.8]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20