Teny iditra | 1 fahatanorana |
Fototeny | 2 tanora |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Ny fizaran' ny fiainan' ny olombelona, na ny biby koa aza, eo amin' ny fotoana isandratany ary ivelaran' ny sainy sy ny toe-batany: Matanjaka sy mahery fony fahatanorana, saingy tsy ampy fandanjalanjana / Ny fahatanoran' ny andro, ny misandratra andro [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 youthfulness; the days of youth [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 état de jeunesse; le jeune âge [1.8] |
Fivaditsoratra | 7 fahatanorana, fahatoranana, fanatorahana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |