| Teny iditra | 1 fahatany |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Antemoro] na inona na inona
[1.78] 4 [Antesaka] tsinontsinona [1.78] 5 [Bara] foana, tsy misy antony [1.78] 6 [Tanala] foana: miteniteny fahatany [1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 [Antesaka] sans cause, en vain, inutilement
[1.82] |
| Tovy hevitra | 8 befahatany |
| Fikambanana | 9 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 3 misy io teny io |
| Fivaditsoratra | fahatany, 10 fahitana, 11 fitahana, 12 tahafina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|