|
|
|
|

Teny iditra1  fahatany
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Taimoro] na inona na inona
4  [1.78] [Taisaka] tsinontsinona
5  [1.78] [Bara] foana, tsy misy antony
6  [1.78] [Tanala] foana: miteniteny fahatany
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.82] [Taisaka] sans cause, en vain, inutilement
Tovy hevitra  8  be fahatany
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  11  fahatany, fahitana, fitahana, hitafana, ifantaha, nahafaty, tahafina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21