Teny iditra | 1 fahatoranana |
Fototeny | 2 torana |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.13] fahasaforana, tsy fahatsiarovan-tena vetivety |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] évanouissement, perte de connaissance |
Ohatra |
6 Rahefa afaka amin' ny fahatoranana vaovao andray, dia miverina ny karavasy. [2.472#] 7 Ny tsindrona mbola reko manaintaina ihany, ny lohako voakapoka mbola manao ny ataony, ny vokatry ny fahatoranana sy ny tsy fatoriana, nitambatra daholo izany rehetra izany. [2.4#] |
Fivaditsoratra | 8 fahatanorana, fahatoranana, fanatorahana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |