Teny iditra fahatra
Sokajin-teny Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza famikirana na fitazonana mafy amin' ny tongotra mba tsy hianjera na tsy hialana eo amin' ny toerana misy ny tena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy See fahana, vahatra. [1.2]
Sampanteny 
 

Teny iditra fahatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny ilazana amin' ny fitsipi-pitenenana ara-drafitra ny toerana ahazoana manonona teny araka ny avapeo:
-- ny loha lela: r
-- ny lany lela: 1
-- ny lanilany: g
-- ny nify: t
-- ny molotra: m
ka mahatonga ny hoe feo amolotra, feo andany lela [1.1]

Teny iditra fahatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Mpamorona [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31