Teny iditra (1/3) | 1 fahatra |
Sokajin-teny | 2 Tsy lazaina |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza famikirana na fitazonana mafy amin' ny tongotra mba tsy hianjera na tsy hialana eo amin' ny toerana misy ny tena |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] See fahana, vahatra. |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/3) | 10 fahatra |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] Teny ilazana amin' ny fitsipi-pitenenana ara-drafitra ny toerana ahazoana manonona teny araka ny avapeo: -- ny loha lela: r -- ny lany lela: 1 -- ny lanilany: g -- ny nify: t -- ny molotra: m ka mahatonga ny hoe feo amolotra, feo andany lela |
Teny iditra (3/3) | 13 fahatra |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.78] [Taimoro]
mpamorona |
Fivaditsoratra | 16 afahatr, ahafatr, fahatra, hafatra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |