Teny iditra | fahavoazana (voa) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Zavamihatra nampiditra fahasahiranana: Loza ny fahavoazako fa hadinoko ny nanisy lasantsy ny fiara talohan' ny hiaingàna Faty antoka: Telo alina ariary no fahavoazan-dRabe tamin' ilay haintrano iny [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Defeat, failure, misfortune [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Défaite, insuccès, malheur [1.8] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fahavoazana io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |