|
|
|
|

Teny iditra1  fahavokisana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.7] satiety, fullness, satiation, satisfaction of hunger
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.8] rassasiement, état de celui qui est rassasié
Ohatra  5  [2.296#] Koa ny an' ny Razana, dia tsy mba izay harena sy fahavokisana na fahombiazana no nasiany ny raki-malalany: varifitoventy ihany ireny, fa ny fihavanana no ariary zato sy arivo.
Fototeny  6  voky
Tovy hevitra  7  havokisana
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny fahavokisana io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11