Teny iditra fahavononana (vonona)
Sokajin-teny anarana
Ohatra 
1Fahatanorana feno tanjaka sy fahavononana no tao aminy. [2.470]
2Mila fahavononana tsy miato avy amin' ny mpiandraikitra ny fahefam-panjakana ny fivoahana {text: [4.27]
Haiendriteny 
Tsotra : fahavononana, fahavononako, fahavononanao, fahavononany, fahavononantsika, fahavononanay, fahavononanareo, fahavononan', fahavononan-, fahavononam-, fahavonona-
Tovonana : -pahavononana, -pahavononako, -pahavononanao, -pahavononany, -pahavononantsika, -pahavononanay, -pahavononanareo, -pahavononan', -pahavononan-, -pahavononam-, -pahavonona-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20