Teny iditra fahazotoana (zoto)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny olona mazoto; harisihana, faharisihana: Arakaraka ny fahazotoanao amin' ny asa no itomboan' ny karamanao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Zeal, diligence [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Zèle, diligence [1.8]
Voambolana 
Tovy hevitra hazotoana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20